top of page
Tena zava- dehibe tokoa ny fahasalamana ho antsika olom-belona satria tena fototry ny fahombiazana eo amin'ny fianana
sy antoky ny aintsika izany.
Indro ary toro-hevitra vitsivitsy ho anao hanampy anao hanana fahasalamana ara-dalàna!
Toro-hevitra mahasoa anao ity
3 Jaona 2
Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany.
bottom of page